Terrain bien situé à Itaosy, 5 ares, papier en règle – À saisir!
Tany amidy maika ambavahaditokana itaosy
Mirefy :5ara
Papier cadastrale mazava tsara
Tonga dia manorina
Efa mifefy,toerana tsara
akaiky jiro sy rano
Accessible moto
Vidiny :110millions fmg fixe fotsiny
Araraoty ary fa tsisy otrany io
Contact :034 62 458 99
Plus informations Mp.