Tany Malaza Ampitatatafika: Hividy tany titrés Bornés mazava
Send message
Nante Marketing
*Ny anjara Tsy miholaka*
Mbola misy hatrany ireo Tany amidy ety Malaza Ampitatatafika
(Soavimbahoaka)
Titré -borné Mazava
tsara daholo ny Tany rehetra amidinay Ety ka misoratra @ olana iray isaky ny Tany Iray (Lot iray)
Accès voiture daholo ny Lot tsirairay eto @ Ty toerana ity
Misy Lot maromaro izy ato ka afaka misafidy tsara Izay tinao @ reo ianao
io
Lot N:220=2ara 05 ca
Lot N:246=2ara 00 ca
Lot N:326=2ara 00 ca
Lot N:402=2ara 35 ca
Lot N:478=2ara 00 ca
Mitovy daholo ny vidin’ny Lot tsirairay ka :24.000.000 Ariary
Na120 millions fmg ny Lot iray
Visite gratuite hatrany ireo Tany rehetra ireo raha hijery ifotony ianao
Tsy misy vola alohanao ny mijery mivantana ny Tany rehetra amidinay
Contact 0338995418
WhatsApp 0345437435