« Terrain à vendre à Mandaniresaka, 300m² »
Mitady tany kelikely
Misy tsara sady anaty budget- nao tsara mihitsy ity iray ity
Mahafinaritra ity quartier iray ity ka aza isalasalana
Izay efa nahazo dia afa- po avokoa
300 m² sisa ka aza tara
TANY AMIDY MANDANIRESAKA
Eo amin’ ny TOTALenergies vaovao no mitsofoka
50 m mialan’ ny » LE VILLAGE »
Accessible fiara tsara.
Voisinage très calme
Quartier mahafinaritra
Électricité à proximité ( ~20 m miala ny tany ny poto jiro)
Ny rano akaiky kely ( na vovo na jirama)
Titré borné
Prix: 18 millions ariary
Mahafinaritra ny manodidina
Prêt à bâtir : avy hatrany dia manangana
Ny bus 2, 4, 16, 17, 18, 19 samy mandalo eo @ ilay sampanana avokoa
Raha mahaliana anao, manasa anao hiantso ny
034 94 966 09
Droit de visite : 4 000 ar