« Trano Ahofa, Malaza Ampitatafika, 150 000 Ar »
Tiana Grandetaille
Tompotrano mivantana.
Trano ahofa
Toerana : Malaza ampitatafika, juste après le digue io, tanana misy voankazo no misy tokotany malalaka tsara.
Hefitra 1 lehibe , miampy efitra 1 lakozia sy salle à manger.
Accès moto sady malalaka tsara ny lalana.
Loyer : 150 000 ar
Caution : antsasaka hofatrano
Jiro mitambatra
Rano lavadrano madio bé tsy mety ritra
Contact tombony direct 0332989037 na 0348026197