Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

conseils professionnelsgestion du tempsorganisation du travailrelations clients

Clients : Respectons les rendez-vous !

Sambasamba androany mba amoaka fomba ratsin’ny client sasany,
Oui, iniako tsy tapenana ilay numéro satria nanafitoana loatra
Izahay tena manaja client, ary izay indrindra no ametrapetrahanay tsara mba ho bien organisé ny visite, mba ho afa-po ny client ary tsy ho very fotoana ihany koa
Marobe ny client ary ezahana hipetraka 1 jour avant foana farafahatarany ny organisation visite rehetra , ary mazava oazy fa izay miantso mialoha no mifidy fotoana voalohany @ Zay tiny mintsy, de ezahanay foana ny manatratra izany
Rehefa tsy matotra tompoko de Tonga Dia manaova prospection fa tsy manadala olona
Misaotra tompoko dia mankasitraka indrindra ireo izay efa nametraka fitokisana taminay hatr@ Zay ka hatr@zao

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *