Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

RAH HIKARAKARA TAREHY IANY DIA ALEO ZAVATRA NATORALY NO AMPIASAINA VOKATRA VAOVAO BE INDRAY ITY , ARY TENA BE MPITADY AMIZAO NY HUILE VASELINE: dia tena tsara anadiovana tarehy sy vatana sady Natoraly 100% Manadio tanteraka ny tarehy sady manazava

RAH HIKARAKARA TAREHY IANY DIA ALEO ZAVATRA NATORALY NO AMPIASAINA

VOKATRA VAOVAO BE INDRAY ITY , ARY TENA BE MPITADY AMIZAO
NY HUILE VASELINE: dia tena tsara anadiovana tarehy sy vatana sady Natoraly 100%
Manadio tanteraka ny tarehy sady manazava endrika.
Manala karazana tasy rehetra am tarehy.
Manala panda, Mony, point noir, hodi-potsy,…
Mampalandina tsara ny hodi-tava sady mampikatona maso-koditra.
Manala menamena am tarehy ary mitsabo ny tarehy simban’ny produit.
Mikolokolo ny tarehy mba ho tanora lalandava satria tena anti-age puissant ny huile vaseline.
Manala rides , kentrona , cernes, miroraka am tarehy ,…
Mety am karazan-koditra rehetra ary tsisy effet secondaire.
Azo atao am vatana koa ny huile vaseline : manafotsy hoditra sady manala tasy.
Manala vergetures tena haingana bé

Marihina fa afaka ajanona ny fampiasana azy refa madio tanteraka ny tarehy sy ny vatana ary tsy maintsy madio aorinan’ny fampiasana azy

Midira mp avy hatrany ary tompko rah mahaliana anao

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *