Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

immobilier résidentiellocation à Antananarivolocation à Antananarivo (RDC)location à Antananarivo-Sudlocation à Itosylocation de maisonLocation de maison à Antananarivolocation de maison à Tanambaolocation de maison meublée

« Maison à louer à Itosy, 3 pièces avec cour »

Trano Ahofa Sy Amidy
Trano ahofa 1living + (2) chambre NY
(1) keli2 NY (1) lehibe2 + cuisine anatiny ari WC s Dch anatiny confort
Misy jiro sy rano mitokana la cour sy
Vavahady tsy mitambatra @ olona NY
Bassin mitokana accès voiture s moto eo antokotany 30m miala @ arabe misy école primaire sy secondaire r misy pianatra enao ao
Tsara sécurité be tsy miaraka mipetraka @ Topotrano ambany rihana io hofany: 2.250.000fmg hafa
NY jiro sy rano ny jiro misy divisionnaire ny rano mitambatra
Misy caution (1) mois f azo atao (2) indroha mandoha Visite : 10.000ar
Commission panera : 50% ny hofantrano Toerana Ety @ étoile rouge
Ambany ny jovena ampasika route itosy Téléphone : 0339058805 Aleo tonga mb miantso zay liana azafdy

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *