Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

AcnéBeauté et Soinsbeauté naturelleconseils beautéMode et beautépoints noirsproduit de beautéProduits de beautéProduits de beauté bioSanté et BeautéServices de beautéSoins de la peauSoins du corps et de la beautéSoins du visageTraitements anti-acné

J’ai des points noirs !!! hihi resaka bé mihintsy ity !!!
tena oe miaky Aho!!! fa Io itako feno mihintsy antsika jeune !!!
Ny points noirs dia toetra mampiavaka ny acné mitahiry. Antsoina koa hoe « comedons ouvert » izy ireo. matetika eo amin’ny orona, na takolaka na ambany soka misy azy !! fitambaran’ny loto izay manatsetsina ny masokoditra !!!
tandremo fa rehefa dilaté ny pore dia maro bé mihitsy
inflammation mety tafiditra tsy vitany oe point noir fa mety manimba ny parois miaro ny tarehy antsika mihintsy !!!
oui excès de sébum izy reny fa plus izy tavela ao plus izy mandavaka dia Zay mahatonga tsika lasa sokonendra sy makany lay tarehy feno cicatrice sy lavadavaka….
Mila mitandrina satria tsy olona rehetra akory dia mahay manàna point noir !!! fa matetika isika dia mieritreritra rehefa potsipotsitra dia mety( Mila hafaka hatramin’ny fakany izy reny sinon tena manimba tarehy ary tena irréversible izy Io!!!
tinao iala izy reny ….
manao soins alo
manaova routine nettoyage tsara mihitsy
manao gommage matanjaka tsara ( savon noir ny antsika )
masque 2 fois par semaine ( cuma , élixir , malandina)
hafatra kely raha tena vonona anao traitement tena mba ataovy reto aaa !!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *