« Toerana Namontana – Location de Maison à Antananarivo »
Toerana Namontana
60.000ar efitra ray sy lakozy maison basse , jiro panneau
150.000ar efitra ray sy lakozy ambony rihana
160.000ar efitra roa ambany rihana, douche anatiny, misy jiro sy rano eo antokontany
200.000ar efitra ray ambony rihana, bord de route
280.000ar efitra telo carreau sy lakozy ambany rihana
Mpanera, droit de visite 5000ar
Commission 50%
Tel 0383754975