Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

Accessoires Eauappartement avec eau chaudeappartements avec chauffe-eauBeauté et santéBeauté et Soinsbeauté naturelleBerceaubricolagebricolage et travauxbureau à louerbureau en marbreCadeauxÉquipement de pompe à eaufournitures pour la maisonLå Reiñe CamillåMatériel de bricolageMatériel de constructionOutillage à mainOutillage AutomobileOutillage de jardinOutillage ElectriqueOutillage professionnelOutils de Bricolagepompe à eau manuellepompe à profondeurProduits de bricolageProduits locauxproduits malagasy

Pompe à profondeur manuelle : Eau potable garantie !

Ity misy vahaolana mba entinay hanampiana anao izay efa tena manampy ny maro:
Pompe à profondeur manuelle, vita Malagasy sady réparable na afaka taona maro aza.

Misy garantie ny fitaovantsika

Tsy mila courant

Stable ny rano(tsy misy vibration)

Création-nay daholo ny pièces noho izany tsy mety lany daty.

Afaka apetakay fa misy koa ny guide
d’installation.
Tsy ho very vola ianao satria izahay mihitsy no mametaka azy ary ho hitanao mamoaka rano eo noho eo.
Ny tena tsara tonga dia miantso ny 0347423639 na miditra MP miaraka amin’ny halalin’ny lavadranonao. Manao lavadrano koa zahay raha mbola tsy manana ianareo. Misy nif sy stat ara-dalàna ho an’ny resaka projet. Mankasitraka antsika e
+10

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *