Terrain 800m² Antsirabe – Idéal Hôtel, Restaurant
Tena mety anaovana hôtel, restaurant, école, habitation sns
TANY AMIDY TSARA BE – QUARTIER RÉSIDENTIEL
MAHAFALY VATOFOTSY ANTSIRABE
Refiny : 800 m² mifefy tamboho manodidina.
Efa misy vavahady vy lehibe roa (2)
Afaka tonga dia hanorenana avy hatrany
Amorodalana lalatany ( 4 chemins)
Accès semi- remorque ( lalana malalaka be)
Voisinage calme sady mahafinaritra
Poteau JIRAMA sy rano eo apotony
Tsy lavitra hôtel Menabe’L
Prix : 250 Millions ariary à débattre
Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany ny
034 94 966 09
Pas sérieux s’abstenir svp