Efa mahay anglais ve ianao fa te hanana certificat international TESOL/TEFL sisa? Tolotra ho an’ny efa manana niveau intermédiaire miakatra ity. Certificat International : Certificat TEFL Double Certificat TESOL/TEFL. Afaka man
Efa mahay anglais ve ianao fa te hanana certificat international TESOL/TEFL sisa?
Tolotra ho an’ny efa manana niveau intermédiaire miakatra ity.
Certificat International :
Certificat TEFL
Double Certificat TESOL/TEFL.
Afaka manampy ireo olona manam-panirina ny hahazo ilay Certificat International hatramin’ny farany aho tompoko
Afaka itadiavanao asa maneran’izao tontolo izao satria Certificat International
Faharetana: 120ora (120h) ny fianarana.
Inbox me for more details