Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

Matériel de constructionPompes à EauPompes immergéesPompes manuellesProduits Made in Madagascar

Pompe à profondeur manuelle – Made in Madagascar

Manouh Rakson
Miarahaba e, maro isika no misedra olana amin’ny fahazoan-drano madio.
Ity misy vahaolana mba entinay hanampiana anao izay efa tena manampy ny maro:
Pompe à profondeur manuelle, vita Malagasy sady réparable na afaka taona maro aza.

Misy garantie ny fitaovantsika

Tsy mila courant

Stable ny rano(tsy misy vibration)

Création-nay daholo ny pièces noho izany tsy mety lany daty.

Afaka apetakay fa misy koa ny guide
d’installation.
Tsy ho very vola ianao satria izahay mihitsy no mametaka azy ary ho hitanao mamoaka rano eo noho eo.
Ny tena tsara tonga dia miantso ny 0342924447 na miditra MP miaraka amin’ny halalin’ny lavadranonao. Manao lavadrano koa zahay raha mbola tsy manana ianareo. Misy nif sy stat ara-dalàna ho an’ny resaka projet. Mankasitraka antsika e

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *