Trano ahofa 2 Chambres à Ambohimamory
Trano ahofa AMBOHIMAMORY AMPITATAFIKA amorona pavé anaty la cour
Hofany:160 000ar
Ankôtrani hofatrano ny jiro ,ny rano pompe ao anaty la cour ao iany fa vidina 200ar ny ray bidon
Eftra 2 sy lakozy ,wc sy douche any ivelany fa ikambanana
Ambany rihana
Accès fiara eo ambavahady ny môtô tonga ao atrano
Panera:0349315540