Maison à louer AMPITATAFIKA LOHARANOMBATO
Jeannie Raharison
Trano mitokana ambony sy ambany ahofa AMPITATAFIKA LOHARANOMBATO
Hofany:700 000ar
1grande liv + 5ch + double douche anatiny+ double wc anatiny+ cuisine anatiny
Misy jiro sy rano jirama
Accès voiture avec parking
Misy caution ny trano fa afaka ifanarahana ny fandoavana azy
Droit de visite :10 000ar
Panera:0349315540