« Maison 2 chambres à Ambohipo, Antananarivo »
Gentil Gars MG
Ity misy trano tsy ratsy nefa tsara o
MANDEHA NY MANDEHA SAO TARA AN
2 chambres malalaka
Misy lakozia koa io
-Misy verandas kely
Douche sy wc ivelany
Misy jiro sy rano vovo madio
Malalaka ny trano sady tsotra be ny tompony
Toerana : Ambohipo
Loyer : abordable
Visite : 5000ar
Mpanera tompoko 50%
0384873098
by Gentil Gars MG