« Location de maisons à Anosibe: Proche pharmacie Volahanta »
Mbola dispo ireto trano ireto ka tongava mijery mivantana samy 750.000fmg
Toerana : anosibe akaikin pharmacie volahanta vaovao
Ankotrany ny jiro sy rano
Efitra iray+lakozia,dc wc ivelany,ambony rihana,azon’andro tsara,mifefy(bleu)
Efitra iray+lakozia,dc wc ivelany,ambany rihana,acces moto,mifefy,(blanc)*TSY MISY CAUTION
TSARA tonga dia miantso
0386807242(mpanera)
Visite :5000ar