Maison 2 pièces à louer à Ampitatafika
Ampitatafika ambony
Repere arret bus sapanana mahatazana
Efitra 2 ( kelikely ny iray )
Wc s douche ivelany itambarana
Misy jiro sy rano vovo. Misy pompe rano jirama fa tapaka ny rano partie ampitatafika @zao.
Mifefy anaty tamboho.
Hofany : 650.000fmg
Misy caution atsasany
Tsisy commission
Visite 5000Ar
Midira mp raha toa ka liana na mila contact
+2