Inona no atao hoe fadim-bolana na “règle” ? c’est quoi la menstruation

Inona no atao hoe fadim-bolana na “règle” ? Ny fadim-bola dia fikorianan’ny rà avy ao amin’ny fivaviana isam-bolana izay miatomboka amin’ny vanim-potoana fahamoatiana na “puberté” ary mifarana rehefa tonga ny ménopause. Mety maharitra mandritra ny 3 andro ka hatramin’ny 7 andro arakaraky ny toe-batan’ny vehivavy iray ny fadim-bolana. Midika fa efa afaka mitondra vohoka ny […]

Tanora Garan’Teen

Tellement de jeunes à Madagascar, près de 65% ont moins de 25ans et ce potentiel n’est pas à mettre de coté, il mérite d’être exploité, nous sommes prêts à apporter nos compétences et nos savoir-faire mais montrez-nous que vous avez besoin de nous. “JEUNES, nous sommes non seulement BÉNÉFICIAIRES mais aussi ACTEURS du développement” Présentation […]

Ankiz’ara « Zaza iray voaaro, ho avy azo antoka ».

Ankiz’ara est un réseau de jeunes qui oeuvre pour la protection de l’enfance et garant du redressement et de l’épanouissement social de chaque enfant en nécessité Satria tsy nisafidy ny tsinjara-toerana misy azy ankehitriny izy ireo … Satria tsy afaka misitraka ireo zo fototra maha olona azy izy ireo … … Noho izy ireo tsy […]