
Budget 250 000Ar à 300 000Ar. Efitra 2 na 3 kelikely, douche sy WC anatiny indépendante. Misy jiro sy rano compteur indépendant ny jiro. MBA ASINA SARY sy DETAILS sy ny CONDITIONS mazava avy hatrany azafady fa mety misy olona hafa mila koa. Merci.
- Rakotoarivelo
- 23 août 2023
Budget 250 000Ar à 300 000Ar.
Efitra 2 na 3 kelikely, douche sy WC anatiny indépendante.
Misy jiro sy rano compteur indépendant ny jiro.
MBA ASINA SARY sy DETAILS sy ny CONDITIONS mazava avy hatrany azafady fa mety misy olona hafa mila koa.
Merci.