Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

Trano ahofa aty Ambohimanarina Efitra roa (2)miampy lakozia sy lavarangana (ambony rihana) Misy rano lava_drano Douche sy WC externe Ny tanàna milamina tsara ,securité azo antoka Somary mitsofoma kely ,5min eo eo rah miala ny arabe Ofany : 160.000ar commi

Trano ahofa aty Ambohimanarina
Efitra roa (2)miampy lakozia sy lavarangana (ambony rihana)
Misy rano lava_drano
Douche sy WC externe
Ny tanàna milamina tsara ,securité azo antoka
Somary mitsofoma kely ,5min eo eo rah miala ny arabe
Ofany : 160.000ar
commission : 50%
Visite : 0 ar
taha liana ianao dia midira mp directe @ Tahirintsoa Fitahiana na antsoy ny 034 98 948 99