Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

FL’H Feel Like Home Mitady toerana kelikely anaovana : Vodiondry Anniversaire Fivoriana Lanonana maro samihafa Toerana iomanana sy hivoahana alohan’ny mariage Izahay eto aminy FL’H Feel Like Home Analamahitsy dia faly mandray anao izay ahitana : Salle de

FL’H Feel Like Home
Mitady toerana kelikely anaovana :
Vodiondry
Anniversaire
Fivoriana
Lanonana maro samihafa
Toerana iomanana sy hivoahana alohan’ny mariage
Izahay eto aminy FL’H Feel Like Home Analamahitsy dia faly mandray anao izay ahitana :
Salle de réception mazaka 30 pers
Terrasse
Chambres d’hôtes ahitana chambre couple et chambre familiale
Manasa anao itsidika ny page na andefa mp raha mila fanazavana misimisy na iantso ny 0383820617
#salledereception #maisondhotes #fiancailles #anniversaire #reunion #parking #terrasse #shooting #Analamahitsy