Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

MANAMPY ANAO MANDRAVA SY MANADIO IREO HERY RATSY Mahatonga saina ny mahita hoe ny tsenan’ny hafa mandeha fa ny an’i bozy ny tsena tsy mandeha mihitsy . Mba lasa ihany saina hoe tsy mifanalavitra farimpiainan_dranona ny an’i tena nefa izy mba manana t

MANAMPY ANAO MANDRAVA SY MANADIO IREO HERY RATSY
Mahatonga saina ny mahita hoe ny tsenan’ny hafa mandeha fa ny an’i bozy ny tsena tsy mandeha mihitsy .
Mba lasa ihany saina hoe tsy mifanalavitra farimpiainan_dranona ny an’i tena nefa izy mba manana tokatrano, i bozy anefa tsy mba misy mpanontany.
Ny an’olona ny vady mampiadana fa ny bozy mampijaly, mampirafy sns..
Samy mba manana diplaoma ambony izao ihany : Ny zanaky ry Zareo ao avaratra mahita asa tsara nefa ny an’i bozy efa 5 taona tsy mety mahita .
Na hanao tsy hieritreritra ratsy aza Ianao vao miaina ireo dia alaimpanahy foana hisaina hoe : mba misy misompatra kosa aho ka .
Mba fiarovana @ hery ratsy , ody ratsy , énergie négative maro miteraka blocage Sy olana mampikatso anao dia ataovy ity astuce ity :
Alohan’ny hatory @ alina dia : maka silaka voasarimakirana na citron dia sira iray sotro fihinanana atao ao anaty rano dia iny no hidiovana ny alina alohan’ny hatory .
Avelao ho maina hoazy fa aza fafaina .
Ataovy isak’iny voalohany volana
Manana olana ara.bola ve ianao, vady maditra, olana arak’asa ve? Trosa any aman’olona tsy omeny, lafika,,tsatoka, aretina tsy nahita vahaolana sns.. tongava ao aminy hafatra miafina fa hiezaka zahay ny hamaly anao tompoko