Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

Hasina Ravelojaona Faly Miarahaba ny mpikambana rehetra Trano hahofa : efitrano carreaux 2 ,lakozia malalaka ( misy lavarangana ivelany ),WC sy douche anatiny . Hofany : 1750 000 fmg . tsy mitsofoka be .akaiky parking . Manjakaray ilay toerana . MP raha

Hasina Ravelojaona
Faly Miarahaba ny mpikambana rehetra
Trano hahofa : efitrano carreaux 2 ,lakozia malalaka ( misy lavarangana ivelany ),WC sy douche anatiny .
Hofany : 1750 000 fmg .
tsy mitsofoka be .akaiky parking .
Manjakaray ilay toerana .
MP raha mahaliana anao .Misaotra tompoko

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *