Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

Toetrarivo Rasolofondrakoto Nahidina ny vidiny nohon’ny fahamaizana sy antony manokana, ho antsika izay mitady tany tsy manototra intsony ety @Bypass, Ity ary misy tany 01Ha Titré borné olona 02 ny misoratra aminy, taratasy mazava tsara tonga dia afaka m

Toetrarivo Rasolofondrakoto
Nahidina ny vidiny nohon’ny fahamaizana sy antony manokana, ho antsika izay mitady tany tsy manototra intsony ety @Bypass, Ity ary misy tany 01Ha Titré borné olona 02 ny misoratra aminy, taratasy mazava tsara tonga dia afaka mampiasa sy manorina avy hatrany, tsara toerana 10M miala @arabe ary 1er plan miala @le tany tsy azo hanorenana any fanajakana fa misy lalana miditra tsara sady tafiditra na camion semi remorque aza. Taratasy mazava tsara à jour ary tonga dia afaka manao mutation @Notaire avy hatrany, Prix: 330Mille Ariary, MP na Tel: 033.81.797.00 /032.07.277.21

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *