Hitsy Immo

Trano ahofa – Tompony mivantana

HO ANTSIKA MITADY TSENA BOR DE ROUTE , ANAOVANA PROJET toy n’y QUINCAILLERIE / GROSSISTE / sns …, Mahasoa anao ity , TSENA BE AMIDY , misy efitra ( 6) , sady azo ipetrahana , AKAIKY JIRO jirama, Papier : TITRÉ BORNE , MISY BOKY mitokana , Ray iany

HO ANTSIKA MITADY TSENA BOR DE ROUTE , ANAOVANA PROJET
toy n’y
QUINCAILLERIE / GROSSISTE / sns …, Mahasoa anao ity , TSENA BE AMIDY , misy efitra ( 6) , sady azo ipetrahana , AKAIKY JIRO jirama,
Papier : TITRÉ BORNE , MISY BOKY mitokana , Ray iany tompony , Ray iany manao Sonia ,
Miaraka Amin tany : 900m² na 9ara , À plat bé
TENA TSARA BE ITY FA AZA TARA AH
Tonga Dia miantso avy atrany tompoko
TOERANA : AMBOHIPAMONJY ampitatafika , akaiky n’y ESPACE el CAMPO
TOMPONY DIRECTE AH
Contact : 038 86 891 09

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *