Araraoty ny PROMOTION « COURS INFORMATIQUE » fa 25 000 Ar fotsiny ny Droit de Formation, raha toa ka 30 000 Ar izy teo aloha. Marihina fa tsy misy écolage aloa, fa 25 000Ar fotsiny no aloa dia efa afaka mifehy tanteraka ny ( Word, Excel, PowerPoint) ianao,
Araraoty ny PROMOTION « COURS INFORMATIQUE » fa 25 000 Ar fotsiny ny Droit de Formation, raha toa ka 30 000 Ar izy teo aloha. Marihina fa tsy misy écolage aloa, fa 25 000Ar fotsiny no aloa dia efa afaka mifehy tanteraka ny ( Word, Excel, PowerPoint) ianao, sady omena Boky maimaim-poana sy zaraina Certificat rehefa vita ny Formation.
Tsy izay ihany fa misy koa ny formation « MULTI-SERVICE sy Opérateur de saisie + Stage en Atelier hoan’izay te hiasa na hitazona MULTI-SERVICE sy CYBER.
1- COURS INFORMATIQUE BUREAUTIQUE :
Droit : 25 000 Ar
Durée : 1 mois et demi
Rentrée : 08 Juillet 2024 à 8h na 14h na 16h na 18h (afaka misafidy ora fixe tianao hianarana)
2- FORMATION MULTI-SERVICE :
Droit : 40 000 Ar
Lieu : BETANIA MANGABE akaiky EPP BETANIA
Tél: 034 79 485 16 na 032 31 532 46
Midira MP raha mila fanazavana fanampiny.