« Maison à louer à Tomboarivo – Atsinanana »
TRANO AHOFA MITOKANA
Toerana : Marodita ( ambony Atsinanana Tomboarivo)
Mifefy tamboho manodidina
Accès fiara + misy garage
Efitra roa (2) + grande salle iray (1) + cuisine
Douche sy wc ivelany
Jiro sy rano jirama
Afaka iompiana
Mitokana tsy mitambatra na @ iza na @ iza
Loyer : 300 000 ar par mois
Droit de visite : 5000 ar
Commission : 50% loyer
034 94 966 09