Devenez un éleveur professionnel à Majunga !
Send message
Ferme Liantsoa Farmer is in Majunga-Boeny-Madagascar.
Ela niandrasana ianareo Majunga ka anjaranareo indray izao!
Mitady ASA na VADIN’ASA na Activité HANODINAM-BOLA ve IANAO?
Mba fantatrao ve fa ny fiompiana dia afaka hatao ASA MAHALEOTENA MAHAVELONA raha tena hifotorana sy manaraka ny teknika nohatsaraina?
Fantatrao ve fa misy karazany ny fiompiana ka miankina amin’ny tanjonao sy ny zavamisy eo am-pelatananao ho hisafidianana azy?
Natao ho anao eto MAJUNGA ity fiofanan’asa fiompiana nohatsaraina ity, izay hiarahana amin’ny FAFINO Liantsoa Farmer, hanofana anao ho lasa mpiompy matihanina (fiompiana loharanom-bola fa tsy fialamboly fotsiny)
Zoma 30 AOUT 2024:
08h30mn-15h30mn: AKOHO GASY NOHATSARAINA: miainga amin’ny akoho vavy 4 + lahy 1 = ahazonao vatotr’akoho 500 isa latsaka kely farafahakelin’ny anatin’ny taona iray , afaka mahakarama olona iray mihoatrin’ny SMIG +250 000AR raha manaraka teknika sy mahay mitantana
08h30mn-15h30mn: KISOA MARO ANAKA SY HAINGAM-PITOMBO: fiompiana fanodinam-bola maharitra
SABOTSY 31 AOUT 2024:
08h30mn-12h00mn: AKOHO FAKANA NOFO (poulet de chair)= mora hompiana fa tena ilaina fitandremana! sektret kely fotsiny dia hahafahanao manatavy akoho +2,5KG anatin’ny 34J
13h30mn-16h30mn: AKOHO MANATODILAVA (Pondeuse), ilaina foana ny atody isan’andro
Omena BOKY TOROLALANA sy ATTESTATION ny mpiofana aorinan’ny fiofanana
Toerana: ECOLE NORMAL MAHABIBO
Frais de formation: 40 000ar/ taranja
Fisoratana anarana: Alefa SMS na amin’ny Mp ny : Anarana feno + taranja hatao(oh: akoho gasy)+ tél+Majunga
Tél: 033 85 580 96/ 038 15 139 31
Soraty mialoha ny anarana fa voafetra ny toerana
Araraoty fa mandalo ihany izahay no ao Majunga