Terrain 5000m2 à Tsarasaotra Ivato, prix attractif
Tany amidy mora be, 5000m2 à lalambaovao Tsarasaotra Ivato Ambatolampy tsimahafotsy, afaka morcelena, afaka maka plus de 500m2, toerana tena tsara sy mivoatra be, 15mn à 20mn miala aéroport na la City Ivandry dia tonga any, Accecible fiara rehetra, plat prêt à bâtir, tonga dia manorina, poto jiro akaiky eo, quartier résidentiel be, belle vue magnifique sady madio rivotra, Papier milamina tsara, tsy lavitry ny commune sy tsena ary misy izay rehetra ilaina any, prix mora be 275 000fmg/m2, miantso avy hatrany zay liana, contact 0340968501