Savon de Riz & Lait : Beauté Naturelle à Porter de Main
ALEO ZAVATRA NATORALY IANY NO AMPIASAINA RAH HANADIO TAREHY.
SAVON DE RIZ et LAIT: savony vita am vary sy ronono …Tena tsara bé anadiovana tarehy sy vatana izy ity sady Natoraly 100%.
Tsy mila mampiasa kiosotsosotra intsony na crème , fa io savony io iany de efa ampy anadiovana ny tarehy sy vatana.
Manadio tanteraka ny tarehy sady manazava endrika..
Manala mony sy panda tena haingana bé.
Manala ny karazana tasy rehetra am tarehy sy ny vatana .
Manala rides, menamena , kentrona, cernes, miroraka am tarehy ,point noir ,…
Mampalandina tsara ny hodi-tava sady mampikatona maso-koditra.
Manatanora ny endrika sady mampalama tsara ny tarehy ( visage porcelaine)
Manafotsy tanteraka ny tarehy sy vatana.
Manala vergetures tena haingana.
Marihina fa afaka ajanona ny fampiasana azy refa madio tanteraka ny tarehy sy ny vatana.
Midira mp avy hatrany ary ho anao izay mitady.
CONTACT : 0346637028